Eo ambony ankalankeliko (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te ho any aho mba hitsena anao nefa tsy afaka mankany
Tsy ho any Ivato easola fa ato an-trano ato no hamisavisa irery
Ny fahatongavanao
Satriko ny hahita anao anio dia anio
Taona maro isika tsy nifankahita fa nianatra ianao
Tany am-pitan-dranomasina
Ny havanao rehetra raha mahita ahy mankany
Hanome tsiny anao hoe fitia diso fiantefa
Ny lobako efa rovitra
Ny pataloha feno tampina
Ny kapa tapatapaka
Ny satroko maloto
Aleoko ihany mijanona eto, aza omena tsiny aho
Ny foko ho anao tsy rovitra tgay akory dtqhjbn toy ity lobako ity
Fa mbola tononkira.serasera.org feno fitia
Ho avy ianao, rehefa an-tanàna dia hoampiatranoiko.
Ao an-trano bongo no handraisako anao eo ambony ankalakeliko,
No hibanjinako anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 6689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/02/2017 14:49