You are here: home > Tononkira > Ny SAKELIDALANA

Vetson'ny manina (Ny SAKELIDALANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-sakelidalana/vetsonny-manina

Ry mpandeha irony ô !
Mba lazao any
Izao sento tomany
Fa vetson’ny manina

   Ry embona izany ô
   Ambarambarao an’Ikaky sy Neny e
   Fa vetson’ny manina
Tsiky dia ampy
Ry kalon’ny fony ô
Ilazalazao zao havako izao e
Fa manina aho izany

    Ry olona mody ô
    Efa hoavy izy hoe
    Fa tsy tantiny intsony e
    Ny vetson’ny manina

Oooo
......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny SAKELIDALANA
Mpamaky : 4328
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/04/2004 05:45:30
ID : 2386

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo