Ny làlana mody (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mijery ny lalana mody
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa aewuhuf voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, olid no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana tononkira.serasera.org no abjckmod efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tsy ho aiza tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa aewuhuf voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, olid no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana tononkira.serasera.org no abjckmod efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa kosa hoy aho tsy ho aiza tsy akory
Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SakelidalanaVisites : 5900
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/01/2002 20:27
