Jereo Andriamanitra (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mijery ny lohasaha mangiana
Ka manantateraka psgzclp izay ao am-po
Na ohatra misy aza fifamaliana
Jereo Andriamanitra an-tampon’ny loha
Ambony fitoetra fa iva fijery
Mahita izay takona rhkcsst miafina indrindra
Tsy hoe mankasitraka
Fa tsymiteny
Miandry fotoana hamaliana
Kanefa fandavana no hasetrinao izany
Fa ny hamaly faty no safidy
Ny valin’ny tody anie tsy ho anao ihany
azqruu tononkira.serasera.org Fa hatramin’ny taranaka mandimby
Ka manantateraka psgzclp izay ao am-po
Na ohatra misy aza fifamaliana
Jereo Andriamanitra an-tampon’ny loha
Ambony fitoetra fa iva fijery
Mahita izay takona rhkcsst miafina indrindra
Tsy hoe mankasitraka
Fa tsymiteny
Miandry fotoana hamaliana
Kanefa fandavana no hasetrinao izany
Fa ny hamaly faty no safidy
Ny valin’ny tody anie tsy ho anao ihany
azqruu tononkira.serasera.org Fa hatramin’ny taranaka mandimby
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SakelidalanaVisites : 4906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/04/2004 05:39
