Ondry kely (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ondry kely iray,endrey manirery
Ondry kely iray,tsy manana mpiandry
Fa novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha tnfu irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no ucvveen mpiandry ahy
Tsy tononkira.serasera.org hisy intsony izay hampanahy
Na lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa xkgd aiza kosa izay mpiaro anao/ antsika
Izaho sy anao dia toy ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
Ondry kely iray,tsy manana mpiandry
Fa novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha tnfu irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no ucvveen mpiandry ahy
Tsy tononkira.serasera.org hisy intsony izay hampanahy
Na lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa xkgd aiza kosa izay mpiaro anao/ antsika
Izaho sy anao dia toy ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SafidyVangy : 1033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrianatoandromanoa1998
Daty : 26/07/2019 22:44
