Miantso anao (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao ny Ray
Ianao izay nania
Miangavy anao indray
Ity tononkira.serasera.org hira fohy ity
Mafy anie ny adinao
Ny ziogan'ity tany
Fa ny Tompo miantso anao
Modia Aminy akany
Koa ho anao izay andeha
Rariko ianao yqnnh ho todisoa
fa ny lalana qbsmet aleha e e e
Dia dmael mbola lavitra tokoa
Ianao izay nania
Miangavy anao indray
Ity tononkira.serasera.org hira fohy ity
Mafy anie ny adinao
Ny ziogan'ity tany
Fa ny Tompo miantso anao
Modia Aminy akany
Koa ho anao izay andeha
Rariko ianao yqnnh ho todisoa
fa ny lalana qbsmet aleha e e e
Dia dmael mbola lavitra tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SafidyVangy : 1186
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrianatoandromanoa1998
Daty : 05/03/2019 08:33
