You are here: home > Tononkira > Ny Safidy

Veloma (Ny Safidy)

1-Mifarana etoana ny fiarahan-tsika
Mialohan’ny veloma
Hifonana mafy raha misy hadisoana
Tamin’ireo teny,tamin’ny fihetsika
Tsy ho maro teny
Fa tsodrano no andeha ho hiraina

2-Manarak’izany,veloma no atolotra
Raha misy ny dera omen any Tompo
Mba ho voninahiny
‘Zay retononkira.serasera.orghetra naseho,anao NY SAFIDY
Hamarananay dia tsodrano no’ndeha ho hiraina

Fiv:   Ny Tompo Jesosy,hitantana anao
Ny masony hijery,hitsinjo anao
Ka ny fitahiany no fiananao
Ary ho fifaliana,no hanjaka ao

Veloma,veloma
Mbola hiaona ihany
Raha tsy eto an-tany
Any an-danitra any

La!la!la!la!la...

Mpihira : Ny Safidy
Mpamaky : 531
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : andrianatoandromanoa1998
Tamin'ny : 26/07/2019 20:43:41
ID : 11924

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo