Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ondry kely (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ondry kely iray,endrey manirery
Ondry kely iray,tsy manana mpiandry
Fa novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no tononkira.serasera.org mpiandry ahy
Tsy hisy intsony izay hampanahy
Na lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao bgmu Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa aiza kosa izay mpiaro anao/ antsika
Izaho sy scimzo anao dia toy optvhd ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
Ondry kely iray,tsy manana mpiandry
Fa novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no tononkira.serasera.org mpiandry ahy
Tsy hisy intsony izay hampanahy
Na lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao bgmu Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa aiza kosa izay mpiaro anao/ antsika
Izaho sy scimzo anao dia toy optvhd ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SafidyVisites : 1031
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrianatoandromanoa1998
Date : 26/07/2019 22:44
