Ondry kely (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ondry kely iray,endrey manirery
Ondry kely gjkvsvx iray,tsy manana mpiandry
Fa tononkira.serasera.org novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Tsy equsss hisy intsony izay hampanahy
Na lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao uynhq Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa aiza kosa izay mpiaro anao/ antsika
Izaho sy anao dia toy ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
Ondry kely gjkvsvx iray,tsy manana mpiandry
Fa tononkira.serasera.org novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Tsy equsss hisy intsony izay hampanahy
Na lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao uynhq Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa aiza kosa izay mpiaro anao/ antsika
Izaho sy anao dia toy ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SafidyHits : 1016
Likes : 0 Like
Created by : andrianatoandromanoa1998
Date : 26/07/2019 22:44
