FIDERANA (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIDERANA
Fiderana no asandratra ho Anao
Ry TompokoTsitoha ilay Mpamonjiko
Hafaliana re mameno ny tononkira.serasera.org tarehy
Dera LazaHery neqjf koa
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao mandrakizay
Afaka tokoa izao ny gadrako Afaka tokoa ireo heloko
Olom-baovao satria nodiovinao nruuw
Dera Laza Hery koa
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina mhckvoo Fanahy koa Anao mandrakizay
La la la. ..

--------
Link: