NENY (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{Nananatra ianao ry neny
Nihevitra ny hahaso ahy
dia tsy noheveriko ny teny
fa pmdpdqsq navelako ho lo } 2 fois
Nataoko tsy hahasoa ahy ny teny mamy
zpoya Nananaranao ity zanakao
ity zanakao variana manjeny
uxiuo variana manJeny lava izao
Lasa ny andro nivadika ho volana
nitangorona tsy hitahita foana dia tonga taona
eny,tsaroako ily hafatrao nefa diso aoriana loatra ,Neny ooo!!
o! ifonako ny lasa rehetra
o! ifonako ny lasa rehetra ;Neny ooo! tononkira.serasera.org
Nihevitra ny hahaso ahy
dia tsy noheveriko ny teny
fa pmdpdqsq navelako ho lo } 2 fois
Nataoko tsy hahasoa ahy ny teny mamy
zpoya Nananaranao ity zanakao
ity zanakao variana manjeny
uxiuo variana manJeny lava izao
Lasa ny andro nivadika ho volana
nitangorona tsy hitahita foana dia tonga taona
eny,tsaroako ily hafatrao nefa diso aoriana loatra ,Neny ooo!!
o! ifonako ny lasa rehetra
o! ifonako ny lasa rehetra ;Neny ooo! tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3070
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/12/2006 17:02
