NENY (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{Nananatra ianao ry neny vdukuc
Nihevitra ny hahaso ahy
dia tsy zghqfwn noheveriko ny teny
fa navelako ho lo } 2 fois
Nataoko tsy hahasoa ahy ny teny mamy
Nananaranao ity zanakao
ity zanakao variana manjeny
variana manJeny lava izao
Lasa ny andro nivadika ho volana
nitangorona tsy hitahita foana dia tonga taona
eny,tsaroako ily hafatrao nefa diso aoriana loatra ,Neny ooo!!
tononkira.serasera.org o! ifonako ny lasa rehetra hqsbmnb
o! ifonako ny lasa rehetra ;Neny ooo!
Nihevitra ny hahaso ahy
dia tsy zghqfwn noheveriko ny teny
fa navelako ho lo } 2 fois
Nataoko tsy hahasoa ahy ny teny mamy
Nananaranao ity zanakao
ity zanakao variana manjeny
variana manJeny lava izao
Lasa ny andro nivadika ho volana
nitangorona tsy hitahita foana dia tonga taona
eny,tsaroako ily hafatrao nefa diso aoriana loatra ,Neny ooo!!
tononkira.serasera.org o! ifonako ny lasa rehetra hqsbmnb
o! ifonako ny lasa rehetra ;Neny ooo!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 3069
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/12/2006 17:02
