Ilay tananako (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ILAY TANANAKO
Ny Nanahary
=======================
Iny volana iny
’Reny kintana tononkira.serasera.org ireny
No mbola ahatsiarovako ijwuanmk anao

Ny lanitra manga
’Reny rahona ireny
No hikaloko anao hatrany

Soa gfzpigm loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be (2)

’Reny lohasaha
Ny rano mikorina
No hitiavako anao

Ny kalo takariva
’Reo voron-tsara feo
No hivetsoko anao mangina

Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be (2)

Ouhhh… ouhhh… ouhhh… ouhhh.
NY NANAHARY
zfas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 573
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rijamanitra
Daty : 26/02/2025 08:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293