Ilay tananako (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ILAY TANANAKO
Ny hycu Nanahary
=======================
Iny volana iny
’Reny kintana ireny
No mbola ahatsiarovako anao
Ny lanitra manga
’Reny rahona ireny
No hikaloko anao hatrany
Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be (2)
’Reny lohasaha
Ny rano mikorina
No hitiavako anao
Ny kalo takariva
’Reo voron-tsara feo
No hivetsoko anao otbmgo mangina
Soa loatra uregtzta ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela tononkira.serasera.org be (2)
Ouhhh… ouhhh… ouhhh… ouhhh.
NY NANAHARY
Ny hycu Nanahary
=======================
Iny volana iny
’Reny kintana ireny
No mbola ahatsiarovako anao
Ny lanitra manga
’Reny rahona ireny
No hikaloko anao hatrany
Soa loatra ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela be (2)
’Reny lohasaha
Ny rano mikorina
No hitiavako anao
Ny kalo takariva
’Reo voron-tsara feo
No hivetsoko anao otbmgo mangina
Soa loatra uregtzta ianao
R’ilay tanànako nilaozako ela tononkira.serasera.org be (2)
Ouhhh… ouhhh… ouhhh… ouhhh.
NY NANAHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 574
Likes : 0 Like
Created by : Rijamanitra
Date : 26/02/2025 08:03
