IANAO NO NANAVOTRA AHY (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nanavotra ahy tamin’ny fahoriako
Ianao no nanafaka ahy tamin’ny fijaliako
Hatramin’izao fotoana, ny aiko rehetra: indro!
Tompo ô e! aiirxgvw raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
Raiso, raiso, raiso ho Anao gxrqkw fa fanatitra
1. Hatrizay ela izay dia ny tononkira.serasera.org làlan-tsitrapo
No mba nizoranay nefa nanao ahoana moa
Indro! Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra
2. Moa fahoriana hatrany ve no iainako ety
Sa any ankoatra any misy hasambarana doria

sqwoqypm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 01:38