Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO NO NANAVOTRA AHY (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nanavotra ahy tamin’ny fahoriako
Ianao no nanafaka ahy tamin’ny fijaliako
Hatramin’izao fotoana, ny aiko rehetra: indro!
Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
Raiso, raiso, raiso ho Anao fa tononkira.serasera.org fanatitra
1. Hatrizay ela izay dia ny làlan-tsitrapo
No mba nizoranay nefa nanao ahoana moa
Indro! Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
gfxds Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra
2. Moa fahoriana hatrany ve no iainako ety
Sa any ankoatra any misy hasambarana ugicq doria

zcdr Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 3343
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/10/2006 01:38