Ho anao izay mikasa (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mikasa mba hanara-dia
Ny Tompo sy ny Filazantsara
Indro atolotro ho anao ity hira ity
Ndeha ka tanteraho tononkira.serasera.org soa aman-tsara
Kanefa mivonona mba handresy
Miomana hiaritra fijaliana
Satria ny eso sy ny latsa anie k’hifanesy
Hiteraka ny fahakiviana
Ny fahakiviana !
Jeso irery ihany no torio
Io ilay tsy miova omaly sy royqrd anio
Tsy mampaninona ahy izay fandatsana
Izaho hivavaka ho anao ka mandehana
Dia matokia fa tsy mba gyqupre ho irery
Ny Tomponao lsfznqk no hanome hery
Fa tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia
Miandry anao any am-paradisa Ilay Jesosy tia !
Tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia
Miandry antsika any am-paradisa Ilay Jesosy tia !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 14006
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/05/2003 12:33