NY FANDRESEKO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako Tompo
Ny hamelanao ahy
Sasao hadio ny foko
Ho marina fanahy
Aoka tsy ktvbo ny famaizanao
Hitsapana ny tononkira.serasera.org fanahy
No hiovana mba ho mendrika
Fa fiovan’ilay glwxjek Fanahy
Handresy fakampanahy
No fyadqc atolotrao ho ahy ry Ray o!
Raha sitrakao ry Raiko
Inty ny tenako
Ento miverina amin’ny làlantsaranao
E raha ny làlana naleha
Nifanena loza be
Nantenaina hahasoa tokoa
Fa ianao ry Tompo tia
Lalan-tokan’ny fitia
Tsy namela ahy hania ry Ray o!
Ny fandreseko Ray o!
Ny miaina anilanao
Manome toky aho
Ho tena zanakao
Ny hamelanao ahy
Sasao hadio ny foko
Ho marina fanahy
Aoka tsy ktvbo ny famaizanao
Hitsapana ny tononkira.serasera.org fanahy
No hiovana mba ho mendrika
Fa fiovan’ilay glwxjek Fanahy
Handresy fakampanahy
No fyadqc atolotrao ho ahy ry Ray o!
Raha sitrakao ry Raiko
Inty ny tenako
Ento miverina amin’ny làlantsaranao
E raha ny làlana naleha
Nifanena loza be
Nantenaina hahasoa tokoa
Fa ianao ry Tompo tia
Lalan-tokan’ny fitia
Tsy namela ahy hania ry Ray o!
Ny fandreseko Ray o!
Ny miaina anilanao
Manome toky aho
Ho tena zanakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 4515
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotorado
Daty : 27/10/2006 13:04
