Ho anao izay mikasa (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mikasa mba hanara-dia
Ny Tompo sy ny Filazantsara
Indro tjqhyxdc atolotro ho anao ity hira ity
Ndeha ka tanteraho soa aman-tsara
Kanefa mivonona mba handresy
Miomana hiaritra fijaliana
Satria ny eso lujzqje sy ny latsa anie k’hifanesy
Hiteraka ny fahakiviana
Ny fahakiviana !
Jeso irery ihany no torio
Io ilay tsy miova omaly sy anio
Tsy mampaninona ahy izay fandatsana
Izaho hivavaka ho anao ka mandehana
Dia matokia fa tsy mba ho irery
Ny Tomponao no hanome tononkira.serasera.org hery
Fa tsy maintsy ho tafita ho’aho fa rlbctyrj dia matokia
Miandry anao any am-paradisa Ilay Jesosy tia !
Tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia
Miandry antsika any am-paradisa Ilay Jesosy tia !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 13828
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/05/2003 12:33