Ho anao izay mikasa (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mikasa mba hanara-dia
Ny Tompo sy ny pfxbjqkn Filazantsara
Indro atolotro ho anao ity hira ity
Ndeha ka tanteraho soa aman-tsara
Kanefa mivonona mba tononkira.serasera.org handresy
Miomana hiaritra fijaliana
Satria ny eso sy ny latsa anie k’hifanesy
Hiteraka qncriyfk ny fahakiviana
Ny fahakiviana !
Jeso irery ihany no torio
Io ilay tsy miova omaly sy anio
Tsy mampaninona ahy izay fandatsana
Izaho hivavaka ho anao ka mandehana
Dia matokia fa tsy mba ho irery
Ny Tomponao no hanome yaouete hery
Fa tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia
Miandry anao any am-paradisa Ilay Jesosy tia !
Tsy maintsy ho tafita ho’aho fa dia matokia
Miandry antsika any am-paradisa Ilay Jesosy tia !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 14006
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 15/05/2003 12:33