AMORONY FO MADIO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amorony fo madio aho Andriamanitra o
Fo iray miorim-paka mafy ao Aminao
Andosiran’i Satana
Fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao
Mba tolory saina tsara
Tompo Masina o!
Mba hisainako ny lala(na)
Mankany Aminao
Saina afaka hahalala
Fa tsy ny lala-migodana
cukkvrlm No hanatrarana ilay paradisa soa
tononkira.serasera.org Ref : Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
’Lay fanahy mahaolona nomenao ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
Dia manjary mampanahy
Raha tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy facipsj ho ratsy fiafara
Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, vsyxnsa ny sofiko, ny vavako
Zany hoe raha atotaly
Tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao
Ref :
NY MPITORY
Fo iray miorim-paka mafy ao Aminao
Andosiran’i Satana
Fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao
Mba tolory saina tsara
Tompo Masina o!
Mba hisainako ny lala(na)
Mankany Aminao
Saina afaka hahalala
Fa tsy ny lala-migodana
cukkvrlm No hanatrarana ilay paradisa soa
tononkira.serasera.org Ref : Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
’Lay fanahy mahaolona nomenao ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
Dia manjary mampanahy
Raha tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy facipsj ho ratsy fiafara
Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, vsyxnsa ny sofiko, ny vavako
Zany hoe raha atotaly
Tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao
Ref :
NY MPITORY
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 14760
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Linah Désirée
Daty : 31/05/2003 11:12
