Tompo ô omeo ahy ny fo madio (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! Omeo ahy ny fo madio
Mba hahaizako mitia anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery, mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana anao
Raha ny heloka efa vitako menatra aho
Na dia ny hanonona ny anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho tononkira.serasera.org teo imasonao
Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
uotitwjp Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
bltgvput Fahaverezana mandrakizay no sahaza ahy hatram’izao
Fa mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky cbgvbiaa ny manana anao....
Mba hahaizako mitia anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery, mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana anao
Raha ny heloka efa vitako menatra aho
Na dia ny hanonona ny anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho tononkira.serasera.org teo imasonao
Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
uotitwjp Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
bltgvput Fahaverezana mandrakizay no sahaza ahy hatram’izao
Fa mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky cbgvbiaa ny manana anao....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 10838
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 05/08/2002 15:19
