Na tsiky na tomany (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsiky na tomany samy motaaz iderako anao
Ry Ray fa avy taminao
Izany ny foko na hiloatra fifaliana na hisento
Hidera anao ihany

Ny doboky ny foko maneho fifaliana
Ny sentoko zayhkst misoko milaza fijaliana
      Ireny rehetra ireny iderako anao
      Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
      tononkira.serasera.org Lanjaiko ampifaliana tsy misy mampanahy
      Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy

Na andro mibaliaka na manjombona aoka izany
Dia mbola iderako anao
Izany na dia hatsiaka mamanala tsy hiala aminao
Ny fo Jeso malalako

Na faly aho na osa hidera sesilany
Ny masoko na kotsa hahita anao hatrany
      Ireny rehetra ireny hiderako anao
      Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
      Lanjaiko am-pifaliana tsy syxr misy mampanahy
      Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Mpitory
Visites : 17480
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/08/2002 12:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04