FANEVA FAHA 15 TAONA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Inona no havaliko, havaliko an’iJehovah
Handray hxgoqd ny kapoaky ny famonjena tononkira.serasera.org aho
Ka hiantso ka hiantso ny Anaran’iJehovah
Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho
Eny eo drvh anatrehan’ny olona rehetra
Inona...
Hitory koa fxgnoz ny fikasana rehetra
’Zay milaza ny fiainana ao amin’ny Kristy Jeso
Fiainana ho an’ny olona rehetra
Fahasoavan-dehibe zay tsy mba manam-petra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 4928
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotorado
Daty : 27/10/2006 13:02