Voageja Manodidina (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voageja manodidina aho nefa tsy tery
Very ilamfd oirq hevitra aho nefa tsy mamoy fo
Enjehina aho nefa tsy nafoy
Potraka aho Tompo ô nefa tsy maty
Ny herinao Tompo abavj ô nanafaka ahy
Ny herinao Tompo ô tononkira.serasera.org natafinao ahy
Mampahery, mampijoro
Naha-toy izao ahy
Mahagaga Tompo ô ny asanao
Very ilamfd oirq hevitra aho nefa tsy mamoy fo
Enjehina aho nefa tsy nafoy
Potraka aho Tompo ô nefa tsy maty
Ny herinao Tompo abavj ô nanafaka ahy
Ny herinao Tompo ô tononkira.serasera.org natafinao ahy
Mampahery, mampijoro
Naha-toy izao ahy
Mahagaga Tompo ô ny asanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 1774
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 10/04/2017 21:19
