Voageja Manodidina (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voageja manodidina aho nefa tsy tery
Very hevitra aho nefa tsy mamoy fo
Enjehina dwxnarpj aho nefa tononkira.serasera.org tsy nafoy
Potraka aho Tompo ô nefa tsy maty

Ny herinao Tompo ô nanafaka ahy
Ny herinao Tompo ô jkhvs arry natafinao ahy
Mampahery, mampijoro
Naha-toy izao ahy
Mahagaga Tompo ô ny asanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Menafify
Hits : 1853
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0495