Voageja Manodidina (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voageja xysseiu manodidina aho tononkira.serasera.org nefa tsy tery
Very hevitra aho nefa tsy mamoy zsbrs fo
Enjehina aho nefa tsy nafoy
Potraka aho Tompo ô opnvg nefa tsy maty
Ny herinao Tompo ô nanafaka ahy
Ny herinao Tompo ô natafinao ahy
Mampahery, mampijoro
Naha-toy izao ahy
Mahagaga Tompo ô ny asanao
Very hevitra aho nefa tsy mamoy zsbrs fo
Enjehina aho nefa tsy nafoy
Potraka aho Tompo ô opnvg nefa tsy maty
Ny herinao Tompo ô nanafaka ahy
Ny herinao Tompo ô natafinao ahy
Mampahery, mampijoro
Naha-toy izao ahy
Mahagaga Tompo ô ny asanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 1852
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:19
