Tonga Izao (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, o o o
Ilay andro iray, izay maminay
Andro iray tsy manampaharoa
Hideranay ny tsitoha
Dera anie ho Anao ry Ray) izay nambomba sy nijery
Ka nitahy anay ho tratra izao
Ho Anao ny dera sy ny laza, saotra
Ary koa ny voninahitra ho Anao mandrakizay
Dera anie ho Anao ry Ray, isaoranay isaoranay izao
Ho Anao ny dera sy ny laza, saotra
Ary koa ny voninahitra ho Anao mandrakizay
Nateraka ny zanakao
Tao an-tranon’omby tao
Ho famonjena izao xqyymewj tontolo izao
Isaoranay Ianao ry Ray
Ireo vahoaka mahonena
No nanolorany tena
Ka nahazo fandresena
Isaoranay Ianao ry Ray
Dera anie ho Anao ry Ray tononkira.serasera.org …
Tonga izao, o ocohzgi o o
ziptanrq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 1344
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 10/04/2017 21:46