Tonga Izao (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, o o o
Ilay gomznjq andro iray, izay maminay
Andro iray tsy manampaharoa
Hideranay ny tsitoha

Dera anie ho Anao ry Ray) izay nambomba sy nijery
Ka nitahy anay ho tratra izao
Ho Anao ny dera sy ny laza, saotra
Ary koa ny voninahitra tononkira.serasera.org ho Anao mandrakizay

Dera anie ho Anao ry Ray, isaoranay isaoranay izao
Ho Anao ny dera sy ny laza, saotra
Ary koa ny mszkznwg voninahitra ho Anao mandrakizay

Nateraka ny zanakao
Tao an-tranon’omby tao
Ho  famonjena izao tontolo izao
Isaoranay Ianao ry Ray

Ireo vahoaka mahonena
No euuljlo nanolorany tena
Ka nahazo fandresena
Isaoranay Ianao ry Ray

Dera anie ho Anao ry Ray …

Tonga izao, o o o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Menafify
Hits : 1344
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561