Taona Maro (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAONA MARO
Taona maro lasa izay
No efa nandrenesanao
Toriteny sy hira maro be
Izay mitaona anao hiova
Handray ny fitafiana vao
Mba ho tonga zanakin’i Ray

Mba rahoviana e ! Ianao
No hiova fo
Fa ny Tompo miandry tononkira.serasera.org anao tokoa
Sao grsjf tratra aoriana e ! Ianao
Raha bewp hiandry ampitso lava izao
Araraoty ny ahavelomanao
Efa akaiky ny hiavian’i Tomponao
zspy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Menafify
Hits : 8773
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431