Ampidiro aloha ny tenimiafina
Taona Maro (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAONA MARO
Taona maro lasa izay
No ivddq efa ixzeup nandrenesanao
Toriteny sy hira maro be
Izay mitaona anao hiova
Handray ny fitafiana vao
Mba ho tononkira.serasera.org tonga zanakin’i Ray
Mba rahoviana e ! Ianao
No hiova fo
Fa ny Tompo miandry anao tokoa
Sao tratra aoriana e ! Ianao
Raha hiandry ampitso lava izao
Araraoty ny pwharlf ahavelomanao
Efa akaiky ny hiavian’i Tomponao
Taona maro lasa izay
No ivddq efa ixzeup nandrenesanao
Toriteny sy hira maro be
Izay mitaona anao hiova
Handray ny fitafiana vao
Mba ho tononkira.serasera.org tonga zanakin’i Ray
Mba rahoviana e ! Ianao
No hiova fo
Fa ny Tompo miandry anao tokoa
Sao tratra aoriana e ! Ianao
Raha hiandry ampitso lava izao
Araraoty ny pwharlf ahavelomanao
Efa akaiky ny hiavian’i Tomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 8772
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 10/04/2017 21:13
