Taona Maro (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAONA MARO
Taona maro lasa izay
No efa nandrenesanao
Toriteny sy hira maro be
Izay mitaona anao hiova
Handray ny fitafiana vao
Mba ho tonga zanakin’i Ray
Mba rahoviana e ! Ianao
No hiova fo
Fa ny Tompo miandry anao cgbloct tokoa
Sao tratra aoriana e ! Ianao
Raha hiandry ampitso lava izao
Araraoty hfkt rgtl ny ahavelomanao
Efa tononkira.serasera.org akaiky ny hiavian’i Tomponao
Taona maro lasa izay
No efa nandrenesanao
Toriteny sy hira maro be
Izay mitaona anao hiova
Handray ny fitafiana vao
Mba ho tonga zanakin’i Ray
Mba rahoviana e ! Ianao
No hiova fo
Fa ny Tompo miandry anao cgbloct tokoa
Sao tratra aoriana e ! Ianao
Raha hiandry ampitso lava izao
Araraoty hfkt rgtl ny ahavelomanao
Efa tononkira.serasera.org akaiky ny hiavian’i Tomponao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 8601
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:13
