SAO TARA ! (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry fitsapana rahalahy vao miova fo
Sao lavo tononkira.serasera.org hikarapoka amin'ny tany ka oeqaz haratra tokoa
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hidaraboka ve vao hiarina indray ?
Réf : Sao tara e! sao tara e!
Ka tsy ahita ny tavan'ny Ray
Sao tara e! sao znvr tara e !
Ka aylidsci hanenina mandrakizay
Aza atao fiherena rahalahy ny anaran'ny Tsitoha
Sao vesaram-pahoriana ity tany ka tsy hitraka ny loha
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hiosom-bovoka ve vao hodiovina indray ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 2265
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RDME
Date : 23/09/2016 09:29