SAO TARA ! (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry fitsapana rahalahy vao miova fo
Sao lavo hikarapoka amin'ny tany ka tononkira.serasera.org haratra ryyh tokoa
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hidaraboka ve vao hiarina indray ?
Réf : Sao tara e! sao tara e!
Ka tsy ahita ny tavan'ny funr Ray
Sao tara e! sao tara e !
Ka hanenina mandrakizay
Aza atao fiherena rahalahy agairdn ny anaran'ny Tsitoha
Sao vesaram-pahoriana ity tany ka tsy hitraka ny loha
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hiosom-bovoka ve vao hodiovina indray ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 2264
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RDME
Date : 23/09/2016 09:29