SAO TARA ! (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry shuyvngh fitsapana rahalahy vao miova fo
Sao lavo hikarapoka amin'ny tany ka haratra tokoa
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hidaraboka ve vao tononkira.serasera.org hiarina indray ?
Réf : Sao tara e! sao tara e!
Ka tsy ahita ny tavan'ny Ray
Sao ucovpv tara e! sao tara e !
Ka hanenina mandrakizay
Aza atao fiherena ogdlo rahalahy ny anaran'ny Tsitoha
Sao vesaram-pahoriana ity tany ka tsy hitraka ny loha
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hiosom-bovoka ve vao hodiovina indray ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 2342
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RDME
Date : 23/09/2016 09:29