Ry Tompo be Fitia (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry Tompo be fitia o
Indreto ny mpanomponao
Vonona hanambara ny hafatrao
Sy hitory ireo zava-bitanao
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo be fitia dera anie ho Anao
Dera anie ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
2- Maro tononkira.serasera.org ireo fakam-panahy
Ka mila Anao hitahy
Ka tsy qpfxky hisy ahasintona ahy
Fa Ianao no utukom naniraka ahy
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo be fitia, dera anie ho Anao
Dera anie ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
Mankalaza, mankalaza Anao fhbe zahay
Mihoby, mihoby Anao zahay
Indreto ny mpanomponao
Vonona hanambara ny hafatrao
Sy hitory ireo zava-bitanao
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo be fitia dera anie ho Anao
Dera anie ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
2- Maro tononkira.serasera.org ireo fakam-panahy
Ka mila Anao hitahy
Ka tsy qpfxky hisy ahasintona ahy
Fa Ianao no utukom naniraka ahy
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo be fitia, dera anie ho Anao
Dera anie ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
Mankalaza, mankalaza Anao fhbe zahay
Mihoby, mihoby Anao zahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JosoaAdr
Daty : 02/11/2025 12:18
