Ry Tompo be Fitia (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry Tompo be fitia o
Indreto ny mpanomponao
Vonona hanambara ny hafatrao
Sy hitory ireo zava-bitanao
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo be fitia dera anie ho Anao
Dera anie ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
2- Maro tononkira.serasera.org ireo fakam-panahy
Ka mila Anao hitahy
Ka tsy hisy ahasintona ahy
Fa Ianao no naniraka ahy
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo bkpzrsd be fitia, dera anie ho Anao
Dera anie zvrrdqof ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Mihoby, mihoby Anao zahay leflobvi
Indreto ny mpanomponao
Vonona hanambara ny hafatrao
Sy hitory ireo zava-bitanao
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo be fitia dera anie ho Anao
Dera anie ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
2- Maro tononkira.serasera.org ireo fakam-panahy
Ka mila Anao hitahy
Ka tsy hisy ahasintona ahy
Fa Ianao no naniraka ahy
Ref:
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Ry Tompo bkpzrsd be fitia, dera anie ho Anao
Dera anie zvrrdqof ho Anao ry Tompo tia
Ho Anao irery ihany
Mandrakizay doria
Mankalaza, mankalaza Anao zahay
Mihoby, mihoby Anao zahay leflobvi
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 328
Likes : 0 Like
Created by : JosoaAdr
Date : 02/11/2025 12:18
