O ry sakaiza (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry sakaiza sakaizako ô!
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa hatry ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no Tompo lehibe
Ka tsy misy ataoko ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany re
O ry sakaiza ndeha zahao Jeso
Fa tononkira.serasera.org miandry zenjcslv anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao re kdhf vonony
Mihainoa isika rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao am-bala avyc feno aina vao
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa hatry ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no Tompo lehibe
Ka tsy misy ataoko ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany re
O ry sakaiza ndeha zahao Jeso
Fa tononkira.serasera.org miandry zenjcslv anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao re kdhf vonony
Mihainoa isika rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao am-bala avyc feno aina vao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 15440
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : stevejenny
Date : 28/02/2019 12:02
