O ry sakaiza (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry sakaiza sakaizako ô!
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa hatry ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no tononkira.serasera.org Tompo lehibe
Ka tsy misy ataoko toudui ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany re
O ry sakaiza ndeha zahao Jeso
Fa miandry anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao jdsvfjhy re vonony
Mihainoa fsxqd isika rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao am-bala feno aina vao
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa hatry ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no tononkira.serasera.org Tompo lehibe
Ka tsy misy ataoko toudui ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany re
O ry sakaiza ndeha zahao Jeso
Fa miandry anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao jdsvfjhy re vonony
Mihainoa fsxqd isika rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao am-bala feno aina vao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 15439
Likes : 1 Like
Created by : stevejenny
Date : 28/02/2019 12:02
