Ampidiro aloha ny tenimiafina
O ry sakaiza (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry sakaiza sakaizako ô!
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa hatry tononkira.serasera.org ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no Tompo rpjdix lehibe
Ka tsy misy ataoko ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany re
O ry sakaiza ndeha zahao Jeso
Fa miandry anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao re vonony
Mihainoa isika hqlttrn rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao dygsenaw am-bala feno aina vao
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa hatry tononkira.serasera.org ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no Tompo rpjdix lehibe
Ka tsy misy ataoko ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany re
O ry sakaiza ndeha zahao Jeso
Fa miandry anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao re vonony
Mihainoa isika hqlttrn rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao dygsenaw am-bala feno aina vao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 15959
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : stevejenny
Date : 28/02/2019 12:02
