O! Ry Dada (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry dada, o ry neny e !
Zoky sy zandry e !
Andeha re isika  hifampitantana
Ankalaza an’Andriamanitra
Ilay Mpanjaka be voninahitra
Tompo tokana tena marina

Jijio ny famindra ho apvn tena kanto
Miara-mamindra milantolanto
Latsi-tanana no hiaraha-manao
Hidera ny Tompo eto isika tononkira.serasera.org izao

O ry tovolahy e ! aiza ianareo a ?
O ry tovolahy e ! aiza ianareo a ?
Indreto izahay, indreto izahay
Falifaly, miramirana, manandratra ny hosana
Ho mariky ny fanajana
Fa tsara ny fiderana

O ry tovovavy e, aiza ianareo a bxobj ?
O ry tovovavy e, aiza cqhuevk ianareo a ?
Indreto izahay, indreto izahay
Falifaly, miramirana, manandratra ny hosana
Ho mariky ny fanajana
Fa tsara ny fiderana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Menafify
Visites : 2205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289