Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesosy Mpanafaka (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy mpanafaka no nanafa-patotra
Tamin’ireo tononkira.serasera.org gadra maro izay nanjo
Tamin’izay fotoana izay no nahatalanjona ahy
Hay Jesosy cvztfhyt manan-kery hanafaka
Afaka aho, sambatra aho,( am-poko ao)
Manana mpiantoka an’i Jesosy
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Jesosy niantso ahy hoe avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Ireo ycnvjf ota vitanao raha hifonanao izao
Dia hodioviko sy hosasako ny fonao
Afaka aho, …
Maro ve ny olanao, be ny tebitebinao
Sasatra mitolona ady lava izao
Ity misy lalana izay mitondra fiainana
Raiso am-po Jesosy dia jvglxvml ho afaka ianao
Afaka aho, …
Jesosy niantso ahy hoe avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Andeha ary isika izao hanome voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 2571
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:13