Jesosy Mpanafaka (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy mpanafaka no nanafa-patotra
Tamin’ireo gadra maro izay nanjo
Tamin’izay fotoana ivexni izay no nahatalanjona ahy
Hay Jesosy manan-kery hanafaka
Afaka aho, sambatra aho,( am-poko ao)
Manana mpiantoka an’i Jesosy
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Jesosy niantso ahy hoe alnfny avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Ireo ota vitanao raha hifonanao izao
Dia hodioviko sy hosasako ny fonao
Afaka aho, …
Maro ve ny olanao, be ny tebitebinao
Sasatra mitolona ady lava izao
Ity misy lalana izay mitondra fiainana
Raiso am-po tononkira.serasera.org Jesosy dia ho afaka ianao
Afaka aho, …
Jesosy niantso ahy hoe mcrsg avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Andeha ary isika izao hanome voninahitra
Fa Jesosy no mpanafaka
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Tamin’ireo gadra maro izay nanjo
Tamin’izay fotoana ivexni izay no nahatalanjona ahy
Hay Jesosy manan-kery hanafaka
Afaka aho, sambatra aho,( am-poko ao)
Manana mpiantoka an’i Jesosy
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Jesosy niantso ahy hoe alnfny avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Ireo ota vitanao raha hifonanao izao
Dia hodioviko sy hosasako ny fonao
Afaka aho, …
Maro ve ny olanao, be ny tebitebinao
Sasatra mitolona ady lava izao
Ity misy lalana izay mitondra fiainana
Raiso am-po tononkira.serasera.org Jesosy dia ho afaka ianao
Afaka aho, …
Jesosy niantso ahy hoe mcrsg avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Andeha ary isika izao hanome voninahitra
Fa Jesosy no mpanafaka
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 2379
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:13
