Jesosy Mpanafaka (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy mpanafaka no qkzq nanafa-patotra
Tamin’ireo gadra maro izay nanjo
Tamin’izay fotoana izay no nahatalanjona ahy
Hay Jesosy manan-kery hanafaka
Afaka aho, sambatra aho,( am-poko ao)
Manana mpiantoka an’i Jesosy
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Jesosy niantso ahy hoe avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Ireo qsduzxtb seqrga ota vitanao raha hifonanao izao
Dia hodioviko sy hosasako ny fonao
Afaka aho, …
Maro ve ny olanao, be ny tebitebinao
Sasatra mitolona ady lava izao
Ity misy lalana izay mitondra fiainana
Raiso am-po Jesosy dia ho afaka ianao
Afaka aho, …
Jesosy niantso ahy hoe avia tononkira.serasera.org hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Andeha ary isika izao hanome voninahitra
Fa Jesosy no mpanafaka
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Tamin’ireo gadra maro izay nanjo
Tamin’izay fotoana izay no nahatalanjona ahy
Hay Jesosy manan-kery hanafaka
Afaka aho, sambatra aho,( am-poko ao)
Manana mpiantoka an’i Jesosy
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
Jesosy niantso ahy hoe avia hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Ireo qsduzxtb seqrga ota vitanao raha hifonanao izao
Dia hodioviko sy hosasako ny fonao
Afaka aho, …
Maro ve ny olanao, be ny tebitebinao
Sasatra mitolona ady lava izao
Ity misy lalana izay mitondra fiainana
Raiso am-po Jesosy dia ho afaka ianao
Afaka aho, …
Jesosy niantso ahy hoe avia tononkira.serasera.org hifandahatra
Fa havelako tokoa ny helokao
Andeha ary isika izao hanome voninahitra
Fa Jesosy no mpanafaka
Mifalia mihira , Haleloia Gloria
Fa Jesosy no mpanafaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 2380
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:13
