Hazavana (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazavana feno mamiratra tokoa
No iainanao, no iainanao
Raha mandray an’i Jesoa
Ho Tompo tokana Mpiahy ianao
Ho foana ireo ahiahy taloha
Ny ratsy rehetra hiova mcruuv ho soa
Ny andronao manjombona hifarana hatreo
Baliakan’hazavana no solon’ireo
Aza miandry ulfmgjut ela fa raiso anio
Raiso Jesoa, raiso ho anao
F’Izy tsy manda tononkira.serasera.org na mpanota aza ianao
Tiany avokoa izaho mkfhferj sy ianao
No iainanao, no iainanao
Raha mandray an’i Jesoa
Ho Tompo tokana Mpiahy ianao
Ho foana ireo ahiahy taloha
Ny ratsy rehetra hiova mcruuv ho soa
Ny andronao manjombona hifarana hatreo
Baliakan’hazavana no solon’ireo
Aza miandry ulfmgjut ela fa raiso anio
Raiso Jesoa, raiso ho anao
F’Izy tsy manda tononkira.serasera.org na mpanota aza ianao
Tiany avokoa izaho mkfhferj sy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 1737
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 11/04/2017 21:19
