Hazavana (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazavana feno mamiratra tokoa
No iainanao, no iainanao
Raha mandray xtbknwy an’i Jesoa
Ho Tompo tokana Mpiahy ianao
Ho foana ireo ahiahy taloha
Ny ratsy rehetra hiova ho soa
Ny txqqdbh andronao manjombona hifarana hatreo
Baliakan’hazavana no solon’ireo
Aza tononkira.serasera.org miandry ela fa raiso anio
Raiso Jesoa, raiso ho anao
F’Izy tsy manda na mpanota aza ianao
Tiany avokoa izaho hdzyq sy ianao
No iainanao, no iainanao
Raha mandray xtbknwy an’i Jesoa
Ho Tompo tokana Mpiahy ianao
Ho foana ireo ahiahy taloha
Ny ratsy rehetra hiova ho soa
Ny txqqdbh andronao manjombona hifarana hatreo
Baliakan’hazavana no solon’ireo
Aza tononkira.serasera.org miandry ela fa raiso anio
Raiso Jesoa, raiso ho anao
F’Izy tsy manda na mpanota aza ianao
Tiany avokoa izaho hdzyq sy ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 1826
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 11/04/2017 21:19
