O iza re (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O iza re no hianteherako toa ts’isy azo antenaina koa
Reo tena tia sy akaikin’ny fo toa qrmn lasa nandao avokoa
Na zsqrqdl ory aho na faly ry Raiko na inona zava-manjo
Reo ady tsy maintsy sedraiko Tohano aho mba ho tody soa
Tsy eto an-tany no lova miandry ahy fa onszs any an-danitra any
Io no anjara nomaniny ho ahy miomàna dieny izao
Ny ota tsy maintsy ialako ny haizina anatin’ny fo
Ireo tononkira.serasera.org fahazaran-dratsy ampio aho mba ho tody soa
Ny lala-malàma ry Raiko , ny vato manohana koa
Ny aizina mandrakotr’ahy tantano aho mba ho tody soa
O ! O ! O !
Ny haizina mandrakotr’ahy
Tantano aho mba ho tody soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 1093
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28