O iza re (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O iza re no hianteherako toa ts’isy azo antenaina koa
Reo tena tia sy akaikin’ny fo toa lasa nandao avokoa
Na ory aho na faly ry Raiko na inona zava-manjo
Reo berxkr ady rfbc tsy maintsy sedraiko Tohano aho mba ho tody soa
Tsy eto an-tany no lova miandry ahy fa any an-danitra any
Io no anjara nomaniny ho ahy miomàna dieny izao
Ny ota tsy maintsy ialako ny haizina anatin’ny fo
Ireo fahazaran-dratsy ampio aho mba ho tody soa
Ny lala-malàma devxqm ry Raiko , ny vato manohana koa
Ny aizina mandrakotr’ahy tantano tononkira.serasera.org aho mba ho tody soa
O ! O ! O !
Ny haizina mandrakotr’ahy
Tantano aho mba ho tody soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 989
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28