Fa Banjino (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ny hasambarana ety tononkira.serasera.org toy ny aloka izay miserana
‘reo namana izay toa nantenaina nandratra ny fonao avokoa
Mandalo ihany koa raha ny ety nehczw an-tany ety
Tsy misy azo ianteherana fijaliana sy tomany no iainana ety
Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po
Raha ny vola sy ny haren’ny tany ety Tsy misy azo ianteherana
Fa ny lova izay nomanin’ny Ray Dia ‘lay maharitra mandrakizay
Ny ampitso izay Tsy mbola fantatr’ihany koa
Dia lalana tsy maintsy izorana
Mety eqizyfcg ho fisedrana mahamay Tiany handresy vieyln ianao fa malalany
Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po
Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po
OUh ouh ouh ouh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 897
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28