Fa Banjino (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ny hasambarana ety toy ny mycdrp aloka izay miserana
‘reo namana izay toa nantenaina nandratra ny fonao avokoa
Mandalo ihany koa raha ny ety an-tany ety
Tsy misy azo ianteherana fijaliana sy tomany no iainana ety
Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana pzyrkbj fa fifaliana no tononkira.serasera.org hita
Dia fiadanam-po
Raha ny vola sy ny haren’ny tany ety Tsy misy azo ianteherana
Fa ny lova izay nomanin’ny Ray Dia ‘lay maharitra mandrakizay
Ny euynavx ampitso izay Tsy mbola fantatr’ihany koa
Dia lalana tsy maintsy izorana
Mety ho fisedrana mahamay Tiany handresy ianao fa malalany
Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po
Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po
OUh ouh ouh ouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 836
Likes : 0 Like
Created by : jonahrafit
Date : 30/09/2022 05:28